32 Ary ny taolambalon’i Josefa+ izay efa nentin’ny zanak’Israely niakatra avy tany Ejipta, dia nalevina tao Sekema, tao amin’ilay sombin-tany novidin’i Jakoba farantsa volafotsy zato+ tamin’ny taranak’i Hamora+ rain’i Sekema. Dia lasa lovan’ny taranak’i Josefa ilay sombin-tany.+