Mpitsara 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avy tany izy ireo dia nandeha niady tamin’ny mponin’i Debira.+ Kiriata-sefera+ no anaran’i Debira talohan’izay.
11 Avy tany izy ireo dia nandeha niady tamin’ny mponin’i Debira.+ Kiriata-sefera+ no anaran’i Debira talohan’izay.