Mpitsara 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nahita lehilahy iray nivoaka avy ao an-tanàna ireo mpitily, ka niteny hoe: “Mba atoroy anay, azafady, ny fidirana mankao an-tanàna, dia haneho hatsaram-panahy aminao izahay.”+
24 Ary nahita lehilahy iray nivoaka avy ao an-tanàna ireo mpitily, ka niteny hoe: “Mba atoroy anay, azafady, ny fidirana mankao an-tanàna, dia haneho hatsaram-panahy aminao izahay.”+