Mpitsara 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Debora: “Hiaraka aminao tokoa aho. Tsy ianao anefa no hahazo voninahitra amin’izao dia halehanao izao, satria eo an-tanam-behivavy+ no hivarotan’i Jehovah an’i Sisera.” Dia nitsangana i Debora ka niaraka tamin’i Baraka ho any Kedesy.+ Mpitsara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 4:9 w03 15/11 29; si 48 Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:9 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2003, p. 29 “Soratra Rehetra,” p. 48
9 Dia hoy i Debora: “Hiaraka aminao tokoa aho. Tsy ianao anefa no hahazo voninahitra amin’izao dia halehanao izao, satria eo an-tanam-behivavy+ no hivarotan’i Jehovah an’i Sisera.” Dia nitsangana i Debora ka niaraka tamin’i Baraka ho any Kedesy.+