Mpitsara 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hoy i Gideona taminy: “Miala tsiny aminao aho, Jehovah ô! Ahoana no hamonjeko ny Israely?+ Ny fianakaviako* ange no tsinontsinona indrindra amin’ny fokon’i Manase e! Ary izaho no kely indrindra ao amin’ny ankohonan-draiko.”+ Mpitsara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 6:15 w00 1/8 16-17 Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:15 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/2000, p. 16-17
15 Ary hoy i Gideona taminy: “Miala tsiny aminao aho, Jehovah ô! Ahoana no hamonjeko ny Israely?+ Ny fianakaviako* ange no tsinontsinona indrindra amin’ny fokon’i Manase e! Ary izaho no kely indrindra ao amin’ny ankohonan-draiko.”+