Mpitsara 6:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Rehefa nifoha vao maraina toy ny mahazatra ny olona tao an-tanàna, dia io fa efa rava ny alitaran’i Bala, ary efa voakapa ny tsato-kazo masina+ teo anilany, ary ilay vantotr’ombilahy faharoa dia efa natolotra teo ambonin’ilay alitara vao naorina.
28 Rehefa nifoha vao maraina toy ny mahazatra ny olona tao an-tanàna, dia io fa efa rava ny alitaran’i Bala, ary efa voakapa ny tsato-kazo masina+ teo anilany, ary ilay vantotr’ombilahy faharoa dia efa natolotra teo ambonin’ilay alitara vao naorina.