Mpitsara 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nasain’i Gideona nidina teny amoron-drano ny olona.+ Dia hoy i Jehovah tamin’i Gideona: “Atokàny izay rehetra milelaka rano, toy ny filelaky ny alika, ary atokàny koa izay rehetra mandohalika hisotro.”+ Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:5 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
5 Dia nasain’i Gideona nidina teny amoron-drano ny olona.+ Dia hoy i Jehovah tamin’i Gideona: “Atokàny izay rehetra milelaka rano, toy ny filelaky ny alika, ary atokàny koa izay rehetra mandohalika hisotro.”+