Mpitsara 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Gideona, tamin’iny alina iny:+ “Mitsangàna, ary midìna ka tafiho ny ao an-toby, fa natolotro eo an-tananao izy.+
9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Gideona, tamin’iny alina iny:+ “Mitsangàna, ary midìna ka tafiho ny ao an-toby, fa natolotro eo an-tananao izy.+