Mpitsara 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa rehefa mitsoka anjombona izaho sy izay rehetra miaraka amiko, dia tsofy koa ny anjombonareo, manodidina ny toby,+ ka mitenena hoe: ‘An’i Jehovah+ sy Gideona!’”
18 Koa rehefa mitsoka anjombona izaho sy izay rehetra miaraka amiko, dia tsofy koa ny anjombonareo, manodidina ny toby,+ ka mitenena hoe: ‘An’i Jehovah+ sy Gideona!’”