Mpitsara 9:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Raha vao hitan’i Gala ny olona, dia niteny tamin’i Zebola izy hoe: “Jereo fa misy olona midina avy eny an-tampon-tendrombohitra.” Fa hoy i Zebola taminy: “Ny aloky ny tendrombohitra no hitanao dia ataonao fa olona.”+
36 Raha vao hitan’i Gala ny olona, dia niteny tamin’i Zebola izy hoe: “Jereo fa misy olona midina avy eny an-tampon-tendrombohitra.” Fa hoy i Zebola taminy: “Ny aloky ny tendrombohitra no hitanao dia ataonao fa olona.”+