Mpitsara 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy tokoa. Ary tsy tokony hokasihin-kareza ny lohany,+ satria ho Nazirita+ ho an’Andriamanitra ilay zaza raha vao mivoaka avy any an-kibo.+ Ary izy no hanomboka hamonjy ny Israely eo an-tanan’ny Filistinina.”+ Mpitsara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 13:5 nwt 1899; w05 15/3 25 Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:5 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1899 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2005, p. 25
5 Fa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy tokoa. Ary tsy tokony hokasihin-kareza ny lohany,+ satria ho Nazirita+ ho an’Andriamanitra ilay zaza raha vao mivoaka avy any an-kibo.+ Ary izy no hanomboka hamonjy ny Israely eo an-tanan’ny Filistinina.”+
13:5 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1899 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2005, p. 25