Mpitsara 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nitalaho tamin’i Jehovah i Manoa, ka nanao hoe: “Miala tsiny re, Jehovah ô!+ Aoka re, azafady, mba hankatỳ aminay indray ilay lehilahin’Andriamanitra nirahinao iny e, ka hampianatra+ anay an’izay tokony hataonay amin’ilay zaza ho teraka.”+ Mpitsara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 13:8 w15 15/11 3; w13 15/8 16 Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:8 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2015, p. 315/8/2013, p. 16
8 Ary nitalaho tamin’i Jehovah i Manoa, ka nanao hoe: “Miala tsiny re, Jehovah ô!+ Aoka re, azafady, mba hankatỳ aminay indray ilay lehilahin’Andriamanitra nirahinao iny e, ka hampianatra+ anay an’izay tokony hataonay amin’ilay zaza ho teraka.”+