Mpitsara 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy tokony hihinana an’izay rehetra avy amin’ny voaloboka izy, ary tsy hisotro divay na toaka,+ na hihinana izay zavatra tsy madio na inona na inona.+ Izay rehetra nandidiako azy no aoka hotandremany.”+
14 Tsy tokony hihinana an’izay rehetra avy amin’ny voaloboka izy, ary tsy hisotro divay na toaka,+ na hihinana izay zavatra tsy madio na inona na inona.+ Izay rehetra nandidiako azy no aoka hotandremany.”+