Mpitsara 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa hoy ny rain-dravehivavy: “Efa nihevitra mihitsy aho hoe: ‘Tena halanao tokoa izy’,+ ka dia nomeko ho an’ilay lehilahy mpanotrona anao.+ Tsy tsara tarehy noho izy ve ny zandriny vavy? Aoka re mba ho io no ho vadinao ho solony e!”
2 Fa hoy ny rain-dravehivavy: “Efa nihevitra mihitsy aho hoe: ‘Tena halanao tokoa izy’,+ ka dia nomeko ho an’ilay lehilahy mpanotrona anao.+ Tsy tsara tarehy noho izy ve ny zandriny vavy? Aoka re mba ho io no ho vadinao ho solony e!”