Mpitsara 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy ireo taminy: “Tsy hamely anao izahay, fa hamatotra anao fotsiny ka hanolotra anao eo an-tanany. Tsy hamono anao mihitsy izahay.” Dia namatotra azy tamin’ny tady roa vaovao ireo,+ ka nitondra azy niakatra niala tao amin’ilay harambato.
13 Dia hoy ireo taminy: “Tsy hamely anao izahay, fa hamatotra anao fotsiny ka hanolotra anao eo an-tanany. Tsy hamono anao mihitsy izahay.” Dia namatotra azy tamin’ny tady roa vaovao ireo,+ ka nitondra azy niakatra niala tao amin’ilay harambato.