Mpitsara 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nipetraka izy ireo, ary niara-nihinana sy nisotro teo. Dia hoy ny rain-dravehivavy tamin-dralehilahy: “Mba mijanòna re anio alina e,+ ary aoka ho faly ny fonao.”+
6 Koa nipetraka izy ireo, ary niara-nihinana sy nisotro teo. Dia hoy ny rain-dravehivavy tamin-dralehilahy: “Mba mijanòna re anio alina e,+ ary aoka ho faly ny fonao.”+