Rota 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa mandroa ary hosory menaka ny tenanao,+ dia anaovy ny akanjonao ivelany+ ka midìna eny am-pamoloana. Aza atao fantany ianao raha tsy efa avy mihinana sy misotro izy.
3 Koa mandroa ary hosory menaka ny tenanao,+ dia anaovy ny akanjonao ivelany+ ka midìna eny am-pamoloana. Aza atao fantany ianao raha tsy efa avy mihinana sy misotro izy.