10 Raha ny amin’i Jehovah, dia hihorohoro izay miady aminy.+
Ary izy hampirefotra kotroka avy any an-danitra+ mba hamelezana an’ireny.
I Jehovah mihitsy no hitsara ny tany manontolo,+
Mba hanomezany hery ny mpanjakany,+
Sy mba hanandratany ny tandroky ny voahosony.”+