-
1 Samoela 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Koa niantso fanintelony i Jehovah hoe: “Samoela!” Dia nitsangana izy ka nankao amin’i Ely, ary niteny hoe: “Intỳ aho, fa niantso ahy mihitsy ianao.”
Dia fantatr’i Ely fa i Jehovah no niantso an’ilay zazalahy.
-