1 Samoela 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tamin’izay ny olona tao Beti-semesy dia nijinja varimbazaha+ teny amin’ny lemaka iva. Ary nanopy ny masony izy ireo ka nahita an’ilay Vata, dia faly be.
13 Tamin’izay ny olona tao Beti-semesy dia nijinja varimbazaha+ teny amin’ny lemaka iva. Ary nanopy ny masony izy ireo ka nahita an’ilay Vata, dia faly be.