1 Samoela 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hoy ny olona tao Beti-semesy: “Iza no ho afaka hankeo anatrehan’i Jehovah, ilay Andriamanitra masina?+ Tsy afaka miala amintsika ve izy ka mankany an-kafa?”+
20 Ary hoy ny olona tao Beti-semesy: “Iza no ho afaka hankeo anatrehan’i Jehovah, ilay Andriamanitra masina?+ Tsy afaka miala amintsika ve izy ka mankany an-kafa?”+