6 Dia nivory tao Mizpa izy ireo, ary nantsaka rano ka nandraraka izany teo anatrehan’i Jehovah, sady nifady hanina tamin’iny andro iny.+ Teo koa izy ireo no niteny hoe: “Efa nanota tamin’i Jehovah izahay.”+ Ary nanomboka nitsara+ ny zanak’Israely tao Mizpa i Samoela.