1 Samoela 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 —Toy izao no lazain’ny olona teo amin’ny Israely taloha, rehefa handeha hitady an’Andriamanitra: “Andao ho any amin’ny mpahita.”+ Mpahita mantsy taloha no fiantsoana ny mpaminany.— 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 9:9 w05 15/3 22 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:9 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2005, p. 22
9 —Toy izao no lazain’ny olona teo amin’ny Israely taloha, rehefa handeha hitady an’Andriamanitra: “Andao ho any amin’ny mpahita.”+ Mpahita mantsy taloha no fiantsoana ny mpaminany.—