1 Samoela 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia lasa nankeny amin’ilay havoana izy ireo, ka nifanena tamin’ny mpaminany maromaro. Koa niasa tamin’i Saoly avy hatrany ny fanahin’Andriamanitra,+ ka niteny toy ny mpaminany+ teo amin’ireo izy.
10 Dia lasa nankeny amin’ilay havoana izy ireo, ka nifanena tamin’ny mpaminany maromaro. Koa niasa tamin’i Saoly avy hatrany ny fanahin’Andriamanitra,+ ka niteny toy ny mpaminany+ teo amin’ireo izy.