1 Samoela 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia namaly izy hoe: “Eny, fihavanana! Tonga hanao sorona ho an’i Jehovah aho. Koa hamasino+ ny tenanareo, ka avia hiaraka amiko any amin’ny sorona.” Ary nohamasininy i Jese sy ireo zanany lahy, ka nantsoiny ho any amin’ny sorona.
5 Dia namaly izy hoe: “Eny, fihavanana! Tonga hanao sorona ho an’i Jehovah aho. Koa hamasino+ ny tenanareo, ka avia hiaraka amiko any amin’ny sorona.” Ary nohamasininy i Jese sy ireo zanany lahy, ka nantsoiny ho any amin’ny sorona.