1 Samoela 17:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Koa raha vao niverina avy namono an’ilay Filistinina i Davida, dia nentin’i Abnera teo anatrehan’i Saoly. Ary teny an-tanan’i Davida ny lohan’ilay Filistinina.+
57 Koa raha vao niverina avy namono an’ilay Filistinina i Davida, dia nentin’i Abnera teo anatrehan’i Saoly. Ary teny an-tanan’i Davida ny lohan’ilay Filistinina.+