1 Samoela 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nikendry handefona an’i Davida hifantsika tamin’ny rindrina i Saoly,+ nefa nahay niala i Davida,+ ka ny rindrina no voany tamin’ny lefona. Dia nitsoaka i Davida mba tsy hiharan-doza tamin’iny alina iny.+
10 Koa nikendry handefona an’i Davida hifantsika tamin’ny rindrina i Saoly,+ nefa nahay niala i Davida,+ ka ny rindrina no voany tamin’ny lefona. Dia nitsoaka i Davida mba tsy hiharan-doza tamin’iny alina iny.+