1 Samoela 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tatỳ aoriana, dia niala tao i Davida ka nankany Mizpe any Moaba. Ary hoy izy tamin’ny mpanjakan’i Moaba:+ “Mba avelao hipetraka atỳ aminareo re ny raiko sy ny reniko e,+ mandra-pahafantatro izay hataon’Andriamanitra amiko.” 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:3 Fandalinana, Boky 1,
3 Tatỳ aoriana, dia niala tao i Davida ka nankany Mizpe any Moaba. Ary hoy izy tamin’ny mpanjakan’i Moaba:+ “Mba avelao hipetraka atỳ aminareo re ny raiko sy ny reniko e,+ mandra-pahafantatro izay hataon’Andriamanitra amiko.”