1 Samoela 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa niainga avy hatrany i Davida sy ny olony eninjato lahy teo ho eo,+ ka nivoaka avy tao Keila, ary nirenireny tany amin’izay azony naleha. Ary nisy nilaza tamin’i Saoly fa efa nandositra avy tao Keila i Davida. Dia tsy nankany indray i Saoly.
13 Koa niainga avy hatrany i Davida sy ny olony eninjato lahy teo ho eo,+ ka nivoaka avy tao Keila, ary nirenireny tany amin’izay azony naleha. Ary nisy nilaza tamin’i Saoly fa efa nandositra avy tao Keila i Davida. Dia tsy nankany indray i Saoly.