11 Tsy nisy lehilahy na vehivavy navelan’i Davida ho velona na iray aza, mba tsy hisy hoentiny tany Gata. Fa hoy izy: “Sao hitantara momba antsika ry zareo hoe: ‘Toy izao no nataon’i Davida.’”+ Ary toy izany foana no fanaony tamin’ny andro rehetra nipetrahany tany ambanivohitry ny Filistinina.