2 Samoela 7:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa ankehitriny, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, ianao no tena Andriamanitra. Ary aoka ho hita fa marina ny teninao,+ satria ianao mampanantena izany zava-tsoa izany amin’ny mpanomponao.+
28 Koa ankehitriny, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, ianao no tena Andriamanitra. Ary aoka ho hita fa marina ny teninao,+ satria ianao mampanantena izany zava-tsoa izany amin’ny mpanomponao.+