2 Samoela 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa hoy ny mpanjaka: “Izay sitrakareo àry no hataoko.”+ Dia nijoro teo anilan’ny vavahady ny mpanjaka,+ fa ny olona rehetra kosa nivoaka nanao antokony, ka nisy zato na arivo ny antokony tsirairay.+
4 Koa hoy ny mpanjaka: “Izay sitrakareo àry no hataoko.”+ Dia nijoro teo anilan’ny vavahady ny mpanjaka,+ fa ny olona rehetra kosa nivoaka nanao antokony, ka nisy zato na arivo ny antokony tsirairay.+