22 Hoy anefa i Davida: “Misy zavatra iombonako aminareo angaha moa,+ ry zanak’i Zeroia, no ho mpanohitra+ ahy ianareo anio? Hisy olona hovonoina ho faty ve eto amin’ny Israely anio?+ Angaha moa tsy fantatro tsara fa efa mpanjakan’ny Israely aho izao?”