2 Samoela 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nony nahita an’ilay anjely namono ny olona i Davida, dia hoy izy tamin’i Jehovah: “Izaho no nanota ary izaho no nanao ratsy, fa ireto ondry+ ireto kosa, inona moa no nataony? Aoka re ny tananao hamely ahy+ sy ny ankohonan-draiko e!” 2 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 24:17 w05 15/5 19 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:17 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2005, p. 19
17 Nony nahita an’ilay anjely namono ny olona i Davida, dia hoy izy tamin’i Jehovah: “Izaho no nanota ary izaho no nanao ratsy, fa ireto ondry+ ireto kosa, inona moa no nataony? Aoka re ny tananao hamely ahy+ sy ny ankohonan-draiko e!”