1 Mpanjaka 1:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Dia naniraka olona hampidina an’i Adonia avy teo amin’ny alitara i Solomona Mpanjaka. Ary tonga niankohoka teo anatrehan’i Solomona Mpanjaka izy. Dia hoy i Solomona taminy: “Modia any an-tranonao.”+
53 Dia naniraka olona hampidina an’i Adonia avy teo amin’ny alitara i Solomona Mpanjaka. Ary tonga niankohoka teo anatrehan’i Solomona Mpanjaka izy. Dia hoy i Solomona taminy: “Modia any an-tranonao.”+