1 Mpanjaka 2:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nisy nilaza tamin’i Solomona Mpanjaka hoe: “Nandositra ao amin’ny tranolain’i Jehovah i Joaba. Eo anilan’ny alitara izy.” Dia nirahin’i Solomona i Benaia zanak’i Joiada, ka nilazany hoe: “Mandehana, asio izy!”+
29 Ary nisy nilaza tamin’i Solomona Mpanjaka hoe: “Nandositra ao amin’ny tranolain’i Jehovah i Joaba. Eo anilan’ny alitara izy.” Dia nirahin’i Solomona i Benaia zanak’i Joiada, ka nilazany hoe: “Mandehana, asio izy!”+