16 Ary nasiany rindrina manasaraka izay natao tamin’ny hazo sedera tany amin’ny faran’ilay trano. Nirefy roapolo hakiho izy io, nanomboka teo amin’ny gorodona ka hatreny amin’ny hazo mitondra ny tafo. Ary nasiany efitra anatiny indrindra+ ilay trano, dia ny Masina Indrindra.+