1 Mpanjaka 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary nanao koveta+ varahina folo izy: Rano efapolo bata no natao tao anaty koveta tsirairay. Efatra hakiho ny koveta tsirairay, ary nisy koveta iray avy teo ambonin’ny kalesy folo. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:38 Fandalinana, Boky 2,
38 Ary nanao koveta+ varahina folo izy: Rano efapolo bata no natao tao anaty koveta tsirairay. Efatra hakiho ny koveta tsirairay, ary nisy koveta iray avy teo ambonin’ny kalesy folo.