1 Mpanjaka 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa hoy i Jehovah taminy: “Satria izany no nataonao, ka tsy nohajainao ny fifanekena nataoko sady tsy notandremanao ny lalàko izay nandidiako anao, dia hesoriko aminao tokoa ny fanjakana ka homeko ny mpanomponao.+
11 Koa hoy i Jehovah taminy: “Satria izany no nataonao, ka tsy nohajainao ny fifanekena nataoko sady tsy notandremanao ny lalàko izay nandidiako anao, dia hesoriko aminao tokoa ny fanjakana ka homeko ny mpanomponao.+