1 Mpanjaka 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia niainga avy tany Midianina+ izy ireo ary nankany Parana,+ ka naka olona avy tany mba hiaraka taminy. Ary nankany Ejipta, tany amin’i Farao mpanjakan’i Ejipta izy ireo, ka nomeny trano. Nasainy nomena sakafo koa izy ireo, ary nomeny tany.
18 Dia niainga avy tany Midianina+ izy ireo ary nankany Parana,+ ka naka olona avy tany mba hiaraka taminy. Ary nankany Ejipta, tany amin’i Farao mpanjakan’i Ejipta izy ireo, ka nomeny trano. Nasainy nomena sakafo koa izy ireo, ary nomeny tany.