1 Mpanjaka 11:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary hesoriko tsy ho eo an-tanan’ny zanany tokoa ny fanjakana, ka homeko anao. Dia ho lasanao ny foko folo.+
35 Ary hesoriko tsy ho eo an-tanan’ny zanany tokoa ny fanjakana, ka homeko anao. Dia ho lasanao ny foko folo.+