1 Mpanjaka 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha vao nanjaka i Zimry ka nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany, dia novonoiny daholo ny ankohonan’i Basa. Tsy nasiany niangana ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonany, sy ny havany mpamaly ra,+ ary ny namany.
11 Raha vao nanjaka i Zimry ka nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany, dia novonoiny daholo ny ankohonan’i Basa. Tsy nasiany niangana ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonany, sy ny havany mpamaly ra,+ ary ny namany.