1 Mpanjaka 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Zimry, mbamin’ny teti-dratsy nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ve izany?
20 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Zimry, mbamin’ny teti-dratsy nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ve izany?