1 Mpanjaka 17:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy ravehivavy tamin’i Elia: “Tena fantatro tokoa izao fa lehilahin’Andriamanitra ianao,+ ary marina ny tenin’i Jehovah aloaky ny vavanao.”+
24 Ary hoy ravehivavy tamin’i Elia: “Tena fantatro tokoa izao fa lehilahin’Andriamanitra ianao,+ ary marina ny tenin’i Jehovah aloaky ny vavanao.”+