1 Mpanjaka 18:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia niakatra i Ahaba mba hihinana sy hisotro. Fa i Elia kosa niakatra teo an-tampon’i Karmela, dia nipetraka nininginingina teo amin’ny tany,+ ka nataony teo anelanelan’ny lohaliny ny tarehiny.+ 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 18:42 ia 93-94; w08 1/4 17-18 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:42 Fandalinana, Boky 1, Tahafo, p. 93-94 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2008, p. 17-18
42 Dia niakatra i Ahaba mba hihinana sy hisotro. Fa i Elia kosa niakatra teo an-tampon’i Karmela, dia nipetraka nininginingina teo amin’ny tany,+ ka nataony teo anelanelan’ny lohaliny ny tarehiny.+