1 Mpanjaka 20:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny sisa kosa nandositra tany Afeka,+ tany an-tanàna. Kanjo nianjeran’ny manda ny olona fito arivo sy roa alina sisa.+ Nandositra+ kosa i Beni-hadada ka tafiditra tao an-tanàna ihany, ary nankao amin’ny efitra anatiny indrindra.+
30 Ny sisa kosa nandositra tany Afeka,+ tany an-tanàna. Kanjo nianjeran’ny manda ny olona fito arivo sy roa alina sisa.+ Nandositra+ kosa i Beni-hadada ka tafiditra tao an-tanàna ihany, ary nankao amin’ny efitra anatiny indrindra.+