2 Koa hoy i Ahaba tamin’i Nabota: “Omeo+ ahy ny tanimboalobokao+ mba hataoko zaridaina+ fambolena legioma,+ fa akaikin’ny tranoko ilay izy. Dia homeko tanimboaloboka tsara noho io ianao ho takalony, na homeko vola ianao ho vidiny, raha mety aminao.”+