1 Mpanjaka 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nanoratra taratasy+ tamin’ny anaran’i Ahaba i Jezebela, ary nasiany tombo-kasen’ny+ mpanjaka izany, ka nalefany tany amin’ny anti-panahy+ sy ny olona ambony izay niara-nonina tamin’i Nabota tao an-tanànany.
8 Koa nanoratra taratasy+ tamin’ny anaran’i Ahaba i Jezebela, ary nasiany tombo-kasen’ny+ mpanjaka izany, ka nalefany tany amin’ny anti-panahy+ sy ny olona ambony izay niara-nonina tamin’i Nabota tao an-tanànany.