1 Mpanjaka 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka+ eny an-tendrombohitra, tahaka ny ondry tsy misy mpiandry,+ ny Israelita rehetra. Ary hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo. Aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony.’”+
17 Dia hoy i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka+ eny an-tendrombohitra, tahaka ny ondry tsy misy mpiandry,+ ny Israelita rehetra. Ary hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo. Aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony.’”+