25 Angaha tsy renao+ fa izany no fanapahan-kevitro efa hatry ny ela be?+
Efa hatramin’ny taloha aho no nikasa hanao izany.+
Koa ankehitriny dia hotanterahiko izany.+
Ary ianao no hahatonga ny tanàna voaro mafy ho lasa aolo, toy ny tanàna lasa korontam-bato miavosa.+